|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misandratra andro
Mots élémentaires  2 misandratra, 3 andro
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana. [1.1]
Exemples  6  misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka [2.470]
Vocabulaire  7  Temps

Entrée (2/2)8  Misandratra Andro
Mots élémentaires  9 misandratra, 10 andro
Partie du discours  11  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  12 Raoelina
13 Rajaobelina

Anagrammes  14 andro misandratra, 15 misandratra andro, Misandratra Andro

Mis à jour le 2025/11/12